isanandro aza tsy leo mitsy

isanandro aza tsy leo mitsy
Composé no tsaroany vava
Petit pois & ganagana
Asina carottes
kely vao maika
Mirary alahady mahafinaritra daholo
Natao tamin’izay zava – nisy teo eeee
Nareo ko ve mba misy otrana ? Tia sucré salé atambatra ?
Hoanina miaraka amin’ny mokary ilay œufs brouillé s , tiko lotra
Mialatsiny hoanizay tsy tia eeee
Voanjobory lena sy henomby matavy
Ny farce nataoko : Ovy efa nomasahana dia potserina ho potika tsara – kotomila – poireaux manta – tongolo gasy voakiky- sira – poivre kely ) . Ny sakay tsy adi
Naverina mixena na totoina ny totokena 500g dia nasina 1cas sauce soja , 1cas sauce huître , 1cas sauce soja sucré , sira , tongolo gasy , fécule de manioc