Mikaiah Andriamanarivo
Arabaina daholo nahatratra ny taona dia mirary soa sy fahasalamana ho antsika rehetra
Misaotra antsika nanjifa sy afapo tamin’ny fanjifan

Mikaiah Andriamanarivo
Arabaina daholo nahatratra ny taona dia mirary soa sy fahasalamana ho antsika rehetra
Misaotra antsika nanjifa sy afapo tamin’ny fanjifan
Misy ny vokatra vita gasy compote Mix fruit ara pahasalamana satria ambany ny tahan’ny siramamy ao anatiny.
Ary amin’ny vidiny mirary, azo omena ny zaza manombo
Misy ihany koa ny compote mix fruits ara pahasalamana satria ambany dia ambany ny tahan’ny siramamy ao anatiny.
Afaka omena avy hatrany ny zaza manomboka 9 vola
Mikaiah Andriamanarivo
Iza le namako mitady hihinana mofo maraina ato na atao goûter ihany koa.
Confiture ara-pahasalamana tsara.
Vita gasy 100% , vita amin’