Ovy frity
sahirana be amin’izao fa examen de tsotsotra ny laoka

Ovy frity
sahirana be amin’izao fa examen de tsotsotra ny laoka
Ovy frity
sahirana be amin’izao fa examen de tsotsotra ny laoka
Trondro vatritra
Mora io trondro io nefa matsiro ery, nendasina aloha vao natao saosy
Soava ny alahady
Mafinaritra ahy mihitsy ny manao an’izao
sady mihaino hira
ndraiiiissss fialam-boly
Fans sakafo
Épinards sy hen’omby
Nareo ve tia épinards? Ny ahy izao iany no hitiavako azy, atao rony miaraka amin’ny hen’omby. Ilay izy manta hono no tena mety
Lasary manga
Courgette ôh
Legioma sy filets de poisson
Endasina ny tongolo,tongolo gasy, champignons, poivre, filets de poisson
atao somary be menaka avy eo harotsaka ny karaoty de na
Anamamy
Somary mangidy fa izay mihitsy no hitiavanao azy
Ovy sy totokena ny laoka ôhh
miaraka amin’ny lasary karaoty