Coucou
Voatavo sy voanjo natao be tongolo gasy
Ary atody sy persil
Mazotoa homana ôhh

Coucou
Voatavo sy voanjo natao be tongolo gasy
Ary atody sy persil
Mazotoa homana ôhh
Saika hanaovako lasary ilay manga ray io fa efa masaka be
aleo tonga de nohanina
Bonne journée ôh!
Nividy mangazo
otrany tsy mahay mifidy fa tsy mety marihitra ilay izy anefa efa nandrahona ela. Mba hatoroy fikafika fisafidianana mangazo hoe ??
merci
Salama ?
Vary sa dite sy mofo no mahazatra anareo amin’ny maraina ?
Ny anay vary
mifoha maraina be foana mahandro vary, Indraindray ihany vao mofo
Bonne jou
Fans sakafo
Coucou daholo ry Akama
Salade de choux fleur sy concombre
Fans sakafo
Coucou daholo ry Akama
Salade de choux fleur sy concombre
merciii
Fans sakafo
Vary amin’ny anana sy akoho
Ary inona ny laoka anareo ao?
Bon appétit
Fans sakafo
Bon appétit
Misao tsotsotra
karaoty, poivrons, tongolo sy mortadelle ary paty
Marary de nihinana akoho
Mampodipody aina ery
Marary de nihinana akoho
Mampodipody aina ery