Patsabe maina sauce

Patsabe maina sauce
Spaghetti bolognaise
Spaghetti bolognaise, mofo dipaina, salade ary jus de citron no masaka oh, manasa
-Tripe sy tsramaso lena
-Lasary concombre
-Ron’angivy sy ravimbomanga
Ny sakay tsy adino ,manasa oh
Pizza fait maison
Ilay misy may may kely io mihitsy no tena mampatsiro azy.
Manala an’ilay ao anaty sofin- trondro ve ianareo sa tsia?
Zaho: manala
Akoho ritra
Alaina rony aloha vao endasina dia tapohina rano mitovy aminy dia avela ho ritra
Rony hatrany fa sady mangatsiatsiaka ny andro
Taolataolana -patsa mena -ovy -anamalao -angivy …no natao rony
Potserina ny ovy avy eo mba harihitra ny rony fa
Mahafinaritra rehefa fety ohatr’izao dia ilay samy mitondra laoka ny mpianakavy dia iarahana mihinana
Machiro
Inona ny entrée anareo?
Ny anay salade composé:
-salade de pâte misy fromage, thon en boîte, macédoine de légumes ary mayonnaise kely
– salade avocat misy radis