Nlef Nlave tsmet de nkaly nfot
Inona koa ny salade fantatrareo ato aminay ankoatran’ny salade cesar?

Nlef Nlave tsmet de nkaly nfot
Inona koa ny salade fantatrareo ato aminay ankoatran’ny salade cesar?
Androany indray ilay tolotra tsy afoizanareo anay
-Crispy bucket 1= 1 boisson PM ou 1 portion de frite
-Maxi Crispy Bucket 1= 1 boisson PM et 1 portion de frite
Mbola mamerina hatrany ny fiarahabana an’i Aina sy Fabrina izay mpandresy t@ lalao miam’or
Ho avy tsy ho ela ny lalao manaraka
N’oubliez pas notre offre éphémère de ce mois-ci
450pax
done
-pause café
-crudité avec nems,samoussas et chicky balls
-hena omby ritra
-akoho nahandro gasy
-salade de fruit
-boissons
#Arbiochemgroup
#Chicky
+
Mifarana rahampitso ny fisoratanana anarana ho an’ireo couple mbola te handray anjara
Alefaso ary fa efa vitsy dia vitsy ny toerana
Mety ianareo io mihitsy ilay
Mifarana rahampitso ny fisoratanana anarana ho an’ireo couple mbola te handray anjara
Alefaso ary fa efa vitsy dia vitsy ny toerana
Mety ianareo io mihitsy ilay
Cette semaine de la Saint-Valentin, rendez-vous chez nous pour savourer ensemble nos délicieux buckets en amoureux !
Nous sommes encore en mois de février et bien évidement que la cuisse de poulet fumé est toujours disponible
Mbola misy hatrany ireo vokatra surgelés ho an’ireo tia mikarakara ao an-tokantrano