Aiza daholo amzay ohhh
Ndao hiaraka hisakafo…ndao hifankatia…ndao hifanome tanana
Aty @ Puzzle atao mamy kely ny fiainana miaraka amin’ireo olona akaiky anao

Aiza daholo amzay ohhh
Ndao hiaraka hisakafo…ndao hifankatia…ndao hifanome tanana
Aty @ Puzzle atao mamy kely ny fiainana miaraka amin’ireo olona akaiky anao
Voky sa tsy voky ?
Ito lay offre tsika @ty hernandro ity
Aza tara aza tara fa miandry anareo izahay
Iza no efa vonona amlay pro ? Tagueo ary ny namana fa las
Aiza daholo amzay ohhh
Ndao hiaraka hisakafo…ndao hifankatia…ndao hifanome tanana
Aty @ Puzzle atao mamy kely ny fiainana miaraka amin’ireo olona akaiky anao
Hey
Comme il fait froid pendant cette période!!!
Heureusement que nous sommes des spécialistes en matière de remèdes
et c’est prouvé
C’est pour ça que Puzz
HORAIRES SAMEDI 14 Octobre : 09h00 à 19h30
ISORAKA & ANKADIFOTSY
—————————————————————————
Tadidinareo ve ito offre ito ?
Tena anisan betsaka tokoa no mankaf
Anisan’ny clients fidèles izy ireo
Mankasitraka hatrany @ fahatokisana
Mba alefaso ao @ commentaires ihany koa ny sarinareo tato aminay ary mba jerena e
AZA
Tena hoe misy may vava mihitsy
Fotoana hitaguena an meilleur(e) ami(e) izao
IZA NO SAHY
Miandry anareo izahay
Go go go
Hitanay anie nareo Groupe d’amis reny e
Faly ery mivoaka avy ato hoe tena mora rangah lay ao e
eny eee….
Araraoty araroty e
natao ho takatrin rehetra ny sa
AZA MIASA SAINA BE FA MIKALY FOTSINY IHANY
Miandry anareo izahay
Hitanay anie nareo Groupe d’amis reny e
Faly ery mivoaka avy ato hoe tena mora rangah lay ao e
eny eee….
Araraoty araroty e
natao ho takatrin rehetra ny sa