Zay lay hoe Zoma Manifika
Mbola misokatra izahay hatram 19h30 (Ankadifotsy) & 20h30 (Isoraka)
Tagueo eto lay olona hiaraka aty @ Puzzle miaraka aminao

Zay lay hoe Zoma Manifika
Mbola misokatra izahay hatram 19h30 (Ankadifotsy) & 20h30 (Isoraka)
Tagueo eto lay olona hiaraka aty @ Puzzle miaraka aminao
Iza lay hi-KALAKY harivariva miaraka aminay ?
Miandry anareo izahay aty Ankadifotsy sy Isoraka
KALAKY ~ 25.000 Ar
Pizza
Mine-sao
Spaghetti bolognaise
Frites
J
FILAZANA FILAZANA
Manomboka rahampitso dia lasa 50.000 Ar ny KALAKY fa tsy 25.000 Ar intsony
(tena hita fa mora dia mora manko ka aleo hampiakarina)
Tsisy tez
Te hiantsena ianao nefa matahotra ny hivoaka ny trano ? Indro ny vahaolana omenay anao ….
Tsy resaka chou fleur fa SOFLERA…
LIVRAISON GRATUITE izy io
Ireto av
HAFATRA HO AN’MALAGASY
AZA ATAKALO BISOUS NY PIZZA ANAO
Na dia mora ary nividianana Pizza taty Puzzle (20.000 Ar mahazo anak-2) …
Aza manaiky ho fitahana
Biso
𝐆𝐲𝐫𝐨𝐬 𝑏𝑦 𝑃𝑢𝑧𝑧𝑙𝑒
Mety tsara amin’izao atoandro izao an
Toerana : Ankadifotsy 3 chemins en face CNTMAD
Ny Gyros dia « sandwich grec » sady matsiro ery
LOVE LOVE LOVE
Aza lany fotoana am zavatra tsisy dikany fa ndao hizara LOVE
Mbola dispo izy amzao fa aza tara anh
Miandry anareo izahay
Puzzle Ankadifotsy &
Te hiantsena ianao nefa matahotra ny hivoaka ny trano ? Indro ny vahaolana omenay anao ….
Tsy resaka chou fleur fa SOFLERA…
LIVRAISON GRATUITE izy io
Ireto av
Ho an’ireo Collectif des NOANA LAVA dia MITOHY FOANA NY TOLONA
Ny menu ato @ Puzzle dia asesin’izy ireo mihitsy
Ny sakafo raha teo moa tsy lafo fa tena mora…
MISOKATRA HO AN’REHETRA ny Puzzle
Na IREO MPITOLONA na IREO ZANDARY
ATO KOA NAREO AFAKA MIRESAKA MILAMINA TSARA
ZARAINA MITOVY TSARA FOTSINY NY ADDITION