Tonga ilay nandrasanareo SUPER FAN
( efa mba nahazo badge amzay kosa e
Indro ary lay offre ho anareo
Super Fan ~ 16.000 Ar
Pizza saveur au choix (24 cm)
Min
Ny anareo koa ve amin’ny ora sahala amin’izao mihitsy vao manomboka ny zoma anareo Antsoy daholo ny mpiara miasa fa any @ Puzzle indray oa no fotoana Ankadifotsy na Isoraka Miandry anareo izahay
Ny anareo koa ve amin’ny ora sahala amin’izao mihitsy vao manomboka ny zoma anareo
Antsoy daholo ny mpiara miasa fa any @ Puzzle indray oa no fotoana
Ankadifo
Efa hoe MIVAVAKA aloha vao mifoha fa tsy tonga dia SAKAFO NO AO ANTSAINA Puzzle anie @ 10 vo misokatra e Tagueo eto lay namanao hiaraka aminao aty @ Puzzle androany Livraison : 034.33.323.38 na MP
Efa hoe MIVAVAKA aloha vao mifoha fa tsy tonga dia SAKAFO NO AO ANTSAINA
Puzzle anie @ 10 vo misokatra e
Tagueo eto lay namanao hiaraka aminao aty @ Puzzle an
SABOTSY ny andro ve dia tsy Hi-KALAKY eee …. Tongava maro oh … Ny livraison ato efa miha-maro fa aza tara sao dia tsy mahatratra eo Antsoy ny 034.33.323.38 na midira MP
SABOTSY ny andro ve dia tsy Hi-KALAKY eee ….
Tongava maro oh …
Ny livraison ato efa miha-maro fa aza tara sao dia tsy mahatratra eo
Antsoy ny 034.33.323.38 na
Dia misy hiteny indray izao hoe PUB fotsiny izany NEFA TADIDIO FA MATOA BAE TSY MITONDRA ANAO ATY DIA METY TE-HISARAKA IZY ZANY Sangisangy daholo izany fa miandry fotoana izy e Zany eo ihany fa ito lay offre LOVE ~ 25.000 Ar Pizza 24 cm Sandwich x2
Dia misy hiteny indray izao hoe PUB fotsiny izany
NEFA TADIDIO FA MATOA BAE TSY MITONDRA ANAO ATY DIA METY TE-HISARAKA IZY ZANY
Sangisangy daholo izany fa mia
TSISY MIALA EO RAHA TSY MAHAZO KALAKY Tagueo eto lay akamanao efa hatram mbola kely iny fa mety be aminareo ty offre ty … 25.000 Ar dia efa mahazo KALAKY Miandry anareo izahay
TSISY MIALA EO RAHA TSY MAHAZO KALAKY
Tagueo eto lay akamanao efa hatram mbola kely iny fa mety be aminareo ty offre ty …
25.000 Ar dia efa mahazo KALAKY
Mian
TSY MAHAZO MIREVY HOE RAHAMPITSO RAHA TSY MIARAKA ANY @ PUZZLE ANDROANY Miandry anareo izahay aty Ankadifotsy sy Isoraka
TSY MAHAZO MIREVY HOE RAHAMPITSO RAHA TSY MIARAKA ANY @ PUZZLE ANDROANY
Miandry anareo izahay aty Ankadifotsy sy Isoraka
Mbola ato koa ny Pizza Duo fa aza adino Afaka jifaina @ vidiny 20.000 Miandry anareo izahay Livraison : 034.33.323.38 na MP
Mbola ato koa ny Pizza Duo fa aza adino
Afaka jifaina @ vidiny 20.000
Miandry anareo izahay
Livraison : 034.33.323.38 na MP
KANTO efa hatram’ny alina no manofy KALAKY … Tongava amzay fa Zoma Manifika androany eee Livraison : 034.33.323.38 na MP
KANTO efa hatram’ny alina no manofy KALAKY …
Tongava amzay fa Zoma Manifika androany eee
Livraison : 034.33.323.38 na MP
Fantatrao ve fa efa 3.000 Ar ny 𝐆𝐲𝐫𝐨𝐬 𝑏𝑦 𝑃𝑢𝑧𝑧𝑙𝑒 Eo @ CNTEMAD, Ankadifotsy no misy anay Miandry anareo izahay … Aza adino maka selfie mihinana gyros dia mampiasa hasthag #gyrosbypuzzle ahazoana loaka 50.000 Ar ( tirage fin septembre)
Fantatrao ve fa efa 3.000 Ar ny 𝐆𝐲𝐫𝐨𝐬 𝑏𝑦 𝑃𝑢𝑧𝑧𝑙𝑒
Eo @ CNTEMAD, Ankadifotsy no misy anay
Miandry anareo izahay …
Aza adino maka selfie mihinana gy