Ampifalio ireo olona akaiky anao miaraka amin’ito offre vaovao ito
GIFT ~ 28.000 Ar
Pizza saveur au choix
Sandwichs x2
Burgers x2
Jus x2
Tena hoe sakafo ma

Ampifalio ireo olona akaiky anao miaraka amin’ito offre vaovao ito
GIFT ~ 28.000 Ar
Pizza saveur au choix
Sandwichs x2
Burgers x2
Jus x2
Tena hoe sakafo ma
Salama daholo o
Vita hono ny Saint-Valentin dia hoy amzay lay sipa hoe : « Aleo aloha mijanona mpinamana e… »
Fa na zany ary afaka mbola makaty am Puzzle foan
Ho an’ireo te hanao Zoma Manifika
19h30 izahay vao mikatona fa aza tara
Miandry anareo izahay
Livraison : 034.33.323.38 na MP
Hafatra : MAHAIZA MANAO PAUSE
Miandry anareo izahay aty @ Puzzle Ankadifotsy
Livraison : 034.33.323.38 na MP
Mitohy hatrany ny fangalana pause
Miandry anareo izahay aty @ Puzzle Ankadifotsy
Livraison : 034.33.323.38 na MP
Taggeo kely ilay olona tokony hividy anao an’ito offre ito dia teneno izy hoe ndao tohizana androany ny fety
Jejo ~~ 18.000Ar
Salade Mixte
Nuggets + frite
P
Amboary aingana ilay programme fa mbola amin 19h30 izahay vao mikatona o
Takio amin zay aloha ilay olona tokony mbola ampirevy anao fa fotoanany izao
Mankasi
Tratry ny 8 Martsa ny vehivavy rehetra
Ny fanomezana avy aty aminay moa dia efa ito offre milay be ito
Ary ito kosa hafatra ho an’ireo lehilahy rehetra
Aty @
Aleo alefa aloha ny offre ho anareo vehivavy
Iza daholo lay tsy mihinana afa-tsy salade ?
Nampiarahanay @ nuggets&frites ary pizza izy tamin’ity offre ity
JEJ
Dia efa miandry anareo izahay hatram Sabotsy izao
Tagueo ny namana fa lasa zao