VAOVAO MAHAFINARITRA
Noho ny fangatahanareo dia mitohy ito offre TSY AMPY AMPY ito
Ho tohizantsika hatram Sabotsy izao izy ito ka miandry anareo izahay ary

VAOVAO MAHAFINARITRA
Noho ny fangatahanareo dia mitohy ito offre TSY AMPY AMPY ito
Ho tohizantsika hatram Sabotsy izao izy ito ka miandry anareo izahay ary
Mbola ao daholo ve
Aty @ Puzzle Ankadifotsy fotoana zany
Nivaly ny fanadinana ka samia mijery ny anarany ary
Ireo olona ireo dia mahazo sandwich iray avy
Miandry anareo izahay
Ireo teraka mois de mars rehetra hono Tsy Ampy Ampy daholo
Tsy fantatra hoe tsy ampy ampy inona fa izany hono
Ka indro ary ho anareo ny offre
TSY AMPY AMPY ~
29 Febroary 2020-29 Febroary 2024
4 taona
MANKASITRAKA
4 taona izay no niarahanay taminareo, ary tsapanay tokoa fa mitombo hatrany ny fahatokisanareo ny Puzzl
Raikitra ary ny jeu
Sady 4 taona ny Puzzle androany no nahatratra 100.000 Followers
Mankasitraka be dia be
Jeu #1
Pizza 1 avy ho an’ireo clients 5 voalohany
Mbola dispo koa ny Food Be fa aza tara anh
Miandry anareo izahay
Puzzle Ankadifotsy
Livraison : 034.33.323.38 na MP
Faran’ny volana ny andro fa sao dia mba hiaraka ho dizidizina daholo amzay e
Miandry anareo izahay
Jeu ho an’ireo manenjika premiers commentaires
Sandwichs 10 no zaraina,
1 avy ho an’ireo commentaires 5 voalohany.
1 avy ho an’ireo commentaires 5 farany alo
Mbola mitohy hatrany ny FOOD BE
Miandry anareo izahay ary e
Puzzle Ankadifotsy na Livraison
034.33.323.38 na MP