Merciiiiiii

Merciiiiiii
C’EST VENDREDI ET CE SERA JOLI
Hora mahazatra amin’ny toerana mahazatra
De 11h à 18h
Spirits Away Antanimena (Akaikin’ny rond point // devant Galerie Arena
Tsy afaka nitifitra sary RAMEN omaly de ity aloha sary natao tanana no misy publiena androany
Bisous daholo
OPEN today fa tsy mamela anareo amin’ny andro sarotra
…Satria milay nareo
Bisous
Phrase fitenin’ Voay be
Manararaotra mihitsy ry zala amin’izao andro mangatsiaka izao
…Aza manaiky fa Spicy Ramen mahavita manafana
Gouté gouté gouté
efa tsy miasa androany fa araraoty ny tontolo andro
+2
Ahoana ny ao anaty Botofotsy mafana be ao ?
Sa efa misakoroka anaty bus izao ?
à 11h ny fotoana raha tapak’hevitra ny andalo SpSpirits Awayanao amin’ity andro
TSARA NY MAMAKY BOKY
j’aime ray de OPEN ihany koa demain jour ferié
“Fa bandy sa sipa e ?”
Saka nefa.
Hoano amin’izay ny kaly de aza variana manontany tena an’zany intsony
…de tadidio fa manomboka @11h eo ho eo misokatra ny Spir