À partager entre amis ou Copain/Copine
Quantité pour plusieurs personnes io sao de hafatra barquette tsy lera io fa nihinandrery

À partager entre amis ou Copain/Copine
Quantité pour plusieurs personnes io sao de hafatra barquette tsy lera io fa nihinandrery
Salade à partir de 5 000Ar
—————————————
Spirits Away Antanimena rond-point (devant galerie Arena / à côté de Blueline)
Mardi au Sa
Bibilava kely TSY Bet fa mety avy tao @ Bet ihany nefa
Teneno aloha le namanao nandresy iny andahatra bibilava kely ohatran’zao koa fa mila manao arozaaaazyyy
SIGNE ITY PUBLICATION ITY MAMPAHAFANTATRA ANAO AN’ILAY TSY AMPY AMIN’NY FIAINANAO AMIN’IZAO FOTOANA IZAO
Gudetama 12 000Ar
Spirits Away Antanimena
Aza jerena ela be sao mifanome tsiny hoe spirits no naha noana amin’ity andro atoandro
Aza jerena koa ilay liste ao @ commentaire sao dia voasarika handalo
ACC
Vary sy laoka Malagasy 6 000Ar
Mpianatra tsy afaka mody atoandro, Mpiasa mila manao pause sakafo WE GOOTTT YOUUU
Bonne nuit daholo fa mila manao ampy torimaso raha te ho SALAMA, ankoatran’ fazotoana homana
Efa miantso anao ny Spicy amin’ity andro mangatsiaka be ity
Spirits Away Antanimena (Akaikin’ny rond point, manoloana ny Galerie Arena)
à partir de 11h (à pa
Mazava ihany ve raha ity sary itry no anorona anareo ny toerna ?
Spirits Away Antanimena
Salade Croquante au poulet
sa efa tsy ampahafantarina intsony fa efa fantatra ?
efa hay tsianjery
Spirits Away Antanimena
038 72 090 38