Aza jerena ela be sao mifanome tsiny hoe spirits no naha noana amin’ity andro atoandro
Aza jerena koa ilay liste ao @ commentaire sao dia voasarika handalo
ACC

Aza jerena ela be sao mifanome tsiny hoe spirits no naha noana amin’ity andro atoandro
Aza jerena koa ilay liste ao @ commentaire sao dia voasarika handalo
ACC
Vary sy laoka Malagasy 6 000Ar
Mpianatra tsy afaka mody atoandro, Mpiasa mila manao pause sakafo WE GOOTTT YOUUU
Ary ity ve fantatrareo raha tsy lazaina ?
Spirits Away
Bonne nuit daholo fa mila manao ampy torimaso raha te ho SALAMA, ankoatran’ fazotoana homana
La vie est belle n’est ce pas ?
Faites pas attention, c’est juste moi qui essaie de se transformer en TITAN
On my way to…
Tonga ity ny @ 12 ora atoandro le maha noana be fa aleo aseho anareo ihany ireto
Spirits Away Antanimena (rond-point), à côté de Blueline
Sur place – Livrais
Mbola 18h ny Spirits Away vao mihidy
…Raha tsy lany mialoha daholo moa izany ny tokony ho amidy e
Savourez chaque moment de votre vie comme si ça avait le goût d’un spaghetti bolognaise bien préparé avec passion
Spirits Away Antanimena devant Galerie Aren