Androany koa izao mbola afaka ataontsika koa hoe fety
Spirits Away Antanimena, efa misokatra androany amin’ny hora mahazatra (à partir de 11h)

Androany koa izao mbola afaka ataontsika koa hoe fety
Spirits Away Antanimena, efa misokatra androany amin’ny hora mahazatra (à partir de 11h)
Salade milay
Spirits Away ihany no ahitanao azy
Salade croquante au poulet
Signature Spirits Away
Ny salade aty feno tsara fa fantatray fa tsy bitro ianareo de tsy salade verte fotsiny ilay aroso
Spirit
Ampiany an’le mody mihainohaino rehefa tonga ny addition na hoe ty ranga aloha misy roa arivo de mba ampiopio any ah
Mamy kely ranga nareo mazoto mizara sary a
Salade no hoanina nefa voky ihany
Hafa ihany le mihinana mitsaingoka tsikelikely e
Spirits Away Antanimena rond point, devant galerie Arena
Tsy goavy zany io dadatoa fa mividiana amin’izay solomaso fa efa antitra a
Spirits Away Antanimena, Rond point
Sur place – Livraison – Réservation
Mardi au
Tsy mba nteny an’zany kosa t@ io fotoana io
…fa eny e, marina
ndao mba hijerijery X aty @ X aty fa efa mahazo internet rehetra ihany le forfait tsy maintsy vidiana e
P.S: X=Twitter fa tsy ilay ao antsainao
Mamy kely ranga nareo mazoto mizara sary a