Spirits Away Antanimena

Spirits Away Antanimena
DUO DE FRUITS DE MER
Spirits Away Antanimena
Pejy mg
Sakafo anio
Chez Spirits Away Antanimena
Spicy ramen Gudetama
Crispy Chicken Burger
Cordon Bleu Extra et Spaghettis à la crème
Riz Cantonais Poule
Rahampitso toy ny mahazatra
Spirits Away Antanimena (Trano mainty misy kisarisary eo anoloanan’ny Galerie Arena)
à partir de 11h tout les plats dans la carte
Spirits Away Antanimena
Ela le tsy mazaka masiaka de misisika mihianana Spicy Ramen fa te ahalala an’zany fihinan’ zala zany
DUO DE FRUITS DE MER
Spirits Away Antanimena
Misy information mbola tianareo ho fantatra ve ka tsy miseo ato @ page ?
« Iray an’ Toi de ny iray ana »
Afaka hifanambarana tsara fa plat lehibe mety zaraina ity
Iza no afaka hifanao anao an’izany ?
(aza mba tia tena de miteny hoe tsy
Raha sahirana be mihinana zavatra mafana amin’izao andro mafana dia salade indray hoanina e
Antanimena devant Galerie Arena