Mannnja koely
미하리킴
Spirits Away

Mannnja koely
미하리킴
Spirits Away
Happy Birthday ity olona mamy kely ity
Marion Ravakarivony
Mamy kely ohatran’ Café an’ Starbucks sy glacen’ Mc Do
Amboary dien’zao ny programme rahampitso samedi na koa tonga dia ataovy ato @ Spirits Away raha tsy hita hoe aiza no tokony aleha
BEST PLACE TO CHILL
Spirits
« De tsy mba hividianan’la ve za ? »
Antanimena Rond Point (près de blueline)
Ilay eo alohan’ Galerie Arena eo mihitsy
Hitanao hoe aiza izany ?
SPIRITS AWAY
AWAY SPIRITS
Efa soratana etsy sy eroa mihitsy fa mbola misy miteny SPRIT AWE foana e
Sans porc ihany koa ity iray ity
Spicy Ramen Shifudo
Spirits Away Antanimena (rond-point), à côté de Blueline
à partir de 11h
Sur place – Livraison – Rése
Mampanontany tena ihany hoe mafana ve izao andro zao sa tsia fa mbola lany aloha ihany ny Rāmen noho ny karazana sakafo hafa
Gudetama sy Chicki ary Shifudo si
“Good food is the foundation of genuine happiness.” – Auguste Escoffier.
Burger à partir de 10 000Ar
Salade à partir de 5 000Ar
Spirits Away Antanimena (ro
Aza variana miady varotra ao antrano rehefa akoho ny laoka hoe ny ahy ataovy fehiny fa tonga dia manaova commande dia samy mihinana fehiny daholo
Cuisse de p