Claudine Rambeloarisoa updated her profile picture.
#withtotoro
#mangatimes
#spiritsaway

Claudine Rambeloarisoa updated her profile picture.
#withtotoro
#mangatimes
#spiritsaway
Mandihy hono izay tratran’ilay Carte spéciale UNO Édition BTS
Aza migodogodona be rehefa mandihy fa manaitra zaza matory
Amin’ity andro mafana be, tsy mba arahana dessert sy jus kely ve ?
Chill Chill amin’izao andro mamay be izao
Spirits Away
Coin vaovao azonareo hilalaovana ilay Jeu de société rehetra
– Uno
– Uno Édition BTS
– Ludo
– MILLE BOR
No Pork, Sans Porc, Tsy misy kisoa ity iray ity
Spicy Ramen Gudetama
– C’est du poulet et de l’œuf
12 000 Ar
Spirits Away Antanimena rond point, devant Ga
Tsy mihoatra ny 10 000Ar ireto karazana Salades 3 ireto
Mety tsara amin’ity andro mafana be ity raha tsy zakanao ny Spicy Ramen
Spirits Away Antanimena rond
Salade Croquante au poulet
15 000Ar
Salade lehibe be mpividy indrindra raha toa misalasala amin’izay ho safidiana ianao amin’ireo salade maro be ato aminay
Mercredi après midi tsy mianatra hariva
Organise ton programme avec tes potes pour chill chez Spirits Away
Omena ny mahereza sy fisaorana bediabe
Sa ampiantsika concours ihany izy ity e ?
Rehefa le sendra mba niantoka kely ianao fa tsy niantohana intsony
Mercii be