Ary izay nanao commande minesao de mahatadidy an’ilay Voanjo kely daholo an
Coucou be hoan’izay moanao commande minesao

Ary izay nanao commande minesao de mahatadidy an’ilay Voanjo kely daholo an
Coucou be hoan’izay moanao commande minesao
Heure d’ouverture Spirits Away
Spirits Away
Antanimena devant Galerie Arena ny toerana de jerijereo izay heure mety aminareo de amboary ny programme XD
Iza ila
Afaka hitanao eto amin’ny à la une ny page ny menu raha toa ka mila ianao
Afaka miantso ny Laharana 038 72 090 38 raha toa ka anao commande na anao réservatio
Fotoana mafana toy izao anie le tena mety ihinana an’ireo karazana salades sy ny vinaigrette-ny ato Spirits Away e
Manaova toa azy
Chill avec des amies comme ça
Vous pouvez jouer à des jeux pour passer le temps… Ludo, Uno, Cluedo, Mille Bornes,…
Antanimena rond point, devant Galerie
Tonga de asio DUEL kosa raha tratran’zao
#Chilling #Ramen #Duel #Uno #Games #Animes #Asian_Culture
…Duel UNO fa ato tsy mahazo hiadivana
Manasa anareo hiantso ny laharana raha anao commande
Ny MP mandeha foana ihany fa alefa tsikelikey fa tena maaaaaaaaro izy ao
Tonga de l’eau à la bouche vao maheno hoe salades
Ao Spirits Away Antanimena rond point, devant Galerie Arena
Fa lasa coin favoris an’zala mihitsy ny eto @ Ty seza ity
Pro mikaly ohatran’zao le tena milay fa tsy ilay mahafaty
Iza ilay tsy mety voky raha tsy misy vary kely ?
Na efa quantité toy ny ahoana ary sakafo hoanina dia tsy voky raha tsy hoe ampiana vary kely
+6