FRUITS DE MER NO TENA MAPALAZA NY ATO
MANANA RANOMASINA IZAHAY
NY ANTSIKA ILAY CREVETTES NGEDA TSARA IRENY
TSY MISY INGREDIENTS MITETIKA IZANY ATO FA ILAY VATA

FRUITS DE MER NO TENA MAPALAZA NY ATO
MANANA RANOMASINA IZAHAY
NY ANTSIKA ILAY CREVETTES NGEDA TSARA IRENY
TSY MISY INGREDIENTS MITETIKA IZANY ATO FA ILAY VATA
LAOKA GASY NAHANDRO AFO KITAY
MBOLA HAFA ILAY NAHANDRO KITAY
TENA LAOKA GASY MATSIRO BE MIARAKA AMIN’NY VARY SY LASARY
034 69 506 76 – 038 12 391 94 – 032 27 39
ITO NY ENTREE TENA BE MPAKA INDRINDRA
FRUITS DE MER RANORAY – 22.000
MATSIRO BE NO SADY PANÉ MIARAKA AMIN NU KETCHUP SY MAYONNAISE
034 69 506 76 – 038 12 391 9
GATEAU
AZA ADINO NY MITONDRA GATEAU AO AN TRANO
6.000 ARIARY NA ATAO LIVRAISON A DOMICILE DIA 7.000 MIARAKA AMIN NY BARQUETTE
ILAY MILLE FEUILLE KOSA ALOHA ANNN
KARAZANA SOUPE:
SOUPE SANS PORC: SOUPE AU POULET – SOUPE FRUITS DE MER – RAMEN SANS PORC
NY AMBINY MISY KISOA – MATSIRO BE DAHOLO
034 69 506 76 – 038 12 391 94
NY VEHIVAVY REHEFA MAKA SARY:
NA MITRAKA BE
NA MIONDRIKA AMIN’NY TANY
MAPIOMEHY NE RETO ZAY RETO E
034 69 506 76 – 038 12 391 94 – 032 27 391 94 – COMMANDE PA
HAFA FOANA I TENDM
TENA PLATS MITOVY FA SAMY TE HANKAFY IZY IRETO
EFA MILAZA ANAREO ZA FA TSARA BE IO ASSIETTE FRUITS DE MER PANÉS IO
034 69 506 76 – 038 12 391
KAY KOSA IZANY MATSIRO BE
IZAO NY COMMANDE 3 TABLE SAMIHAFA FA MITOVY COMMANDE
MILAY IANAREO E
034 69 506 76 – 038 12 391 94 – 032 27 391 94 – COMMANDE PAR APP
KAY KAY KAY IZAO COMMANDE NA MINE SAO ATO
TERA SY TENDM
MBOLA HAFA FOANA I TENDM
JEREO FA NY SARY TSY MAMITAKA IZANY FA COMMANDE SUR TABLE IREO
034 69 506 76 –
NOS STEAKS
RAHA SENDRA MIFANENA ENY AN DALANA KA TSY HAINAO NY ANARAKO DIA ATAOVY HOE:
TIAKO N STEAK NAO HOE
VAO JERENA FOTSINY NY PLATS DIA RESY LAHATRA
JEREO