MBA FANTATRAO VE FA
MILA ANAO AHO

MBA FANTATRAO VE FA
MILA ANAO AHO
NO REGIME
IZANY HOE TENA MIHAFAHAFA – XXL – MATSIRO BE
MBOLA MISOKATRA HATRANY ISIKA HATRAMIN’NY 09 ORA ALINA
ISORAKA AMPASANIMALO
POZIN DADANAY MITADY VARY NEFA VAO AVY NIHINANANA PIZZA TERRE MER XXL
ARY AIZA NY VARY
DADANAREO KOA VE MIANDRY VARY FOANA
AZA ADINO NY MIDITRA ANATY CANAL DE DIFFUSION – FOMBA HIFANAKALOZANTSIKA VAOVAO ANATY MP – MILA MIDITRA AO ANATY VAO MAHAZO NY REMISE SPECIALE SUR PLACE
N’OUBLI
FIARAHANA MAMY
MAMY BE NY MAHITA ANAREO REHETRA
MANKASITRAKA HATRANY TOMPOKO
TSIRO TSY LANY LANIANA HATRANY
COMMANDE A EMPORTER
MARO KOA IANAREO NO MANKAFY ANY AN TRANO
TSIRO TSY LANY LANIANA DIA ENTINA AMIN NY BARQUETTE
034 69 506 76 – 038 12 391 94 – 032 27 391 94
NY SARY ALAINAY DIA IREO OLONA TE HO ALAINA IHANY
SAO DIA HITAINTAINA BE EO RAHA MAPIRAFY ISAKY NY MAKATO
MIANTSO SERVEURS FOTSINY IANAREO RAHA TE HO ALAINA SA
PHOTO DEVANT BAOBAB MAJUNGA – 4.000 ARIARY
DE 11H30 A 12h30
12.000 ARIARY NY MINE SAO TENDM HO AN IREO MANANA SARY ETO ALOHAN NY BAOBAB MAJUNGA
MIHENA 4.000 ARI
POROFO IZAO FA NY SARY FOANA NO MANITONA ANTSIKA VOALOHANY VAO MAMAKY
10% DE REMISE IREO MANANA ANARANA STEPHANIE HO AN’NY PLAT STEPHANIE
STEPHANIE – 25.000 ARI
REHEFA MIFANTOKA TSARA ATO AMIN’IZAY NY SAINAO DIA IO ARY ILAY STEPHANIE
STEPHANIE – 25.000 ARIARY
REMISE DE 10% POUR TOUS LES PRENOMS STEPHANIE
OFFRE SUR PLACE