Sakafo Vita Malagasy

Ny bissap dia mampidina ny tosidra sy misoroka ny AVC noho izy manatsara ny fiasan’ny lalandra sy ny fikorinan’ny ra.
Ny bissap TSY ASIANA SIRAMAMY dia mandanjalanja ny tahan’ny cholesterol noho izy mampidina ny tahan’ny cholesterol ratsy sy ny tavy ary mampitombo ny tahan’ny cholesterol tsara.
Ny bissap dia mampitsahatra ny fahasimban’ny aty ary mampitsahatra ny firoborobon’ny « cellule tumorale » anaty vatana noho ireo singa ao anatiny
Ny bissap dia manala fanaintainana noho izy miasa mivantana amin’ireo enzyme mahatona fanaintainana.
Manampy @faniry sy ny fahasalaman’ny volontsika koa ny bissap
Noho izany dia ndao araraotintsika ireo tombotsoa azo avy aminy reo @ alalan’ny fihinanana azy na atao jus, na atao the na atao vovony @sakafo.
Tandremo !!! ny siramamy fa aleo ary mampiasa tantely tsy mifangaro
Mp raha mila hianao ary,misy en poudre dia misy fleurs séchées
Disponible Antsirabe

Articles recommandés