Sakafo Vita Malagasy

« Promo spéciale sur Rojo 1+Pendentif 1 chez Rahampitso »

Andao indray ilalao eee
Jp + lettre tinao +partage any anaty goupe sy amin’ny Rindrinao dia omena mamaimpoana ianao rahampitso ariva raha voasarika
izay hividy kosa dia ataotsika PROMO 23,000ar fotsiny  » ROJO 1+ PENDENTIF 1″ ho an’ny Rahampitso izay anaterana na hividy ao amin’ny Botika
fa tsy Atao 30,000Ar aloha
Haingana fa vitsivitsy sisa no misy annn
Pendentif fotsiny 10,000Ar
Rojo fotsiny 20,000Ar

Articles recommandés

Bagues Extensibles : Du 19 au 22mm !