Small Farm
22 hours ago
Akoho kuroiler
Manana Famokarana roa mifangaro
Ny kuroiler dia sady mety ahazaona hena na ahazaona atody
Haingampitombo
Haingampitomb

Small Farm
22 hours ago
Akoho kuroiler
Manana Famokarana roa mifangaro
Ny kuroiler dia sady mety ahazaona hena na ahazaona atody
Haingampitombo
Haingampitomb
André Hery Rafaliniarivo
8 hours ago
Salama e
Ireto ndray ny tolotra manaraka ,maro sika ilay nitady efa lehibe miaraka @ lahy.COU NU GEANT pondeuse lahy iray
Ireto ndray ny vaovao sa tonta
Akoho gasy kotrika reniny
Sakafo natoraly tsy misy simika
Amidy miaraka isaky ny taonany
Efa isaky ny sary ny antsipiriany tompo
7 hours ago
· Antananarivo
Mety izay no teniny fa tsy azy ny fahefana ka
Asa aloha ianao raha ohatra azy e?
Fa ato aminay kosa fitiavana ifampizarana be foana
André Hery Rafaliniarivo
3 hours ago
Salama daholo ndray ary….iza ilay mitady couple BRAHMA PUR azoantoka sy mahafeno fepetra tsara?..efa vita traitement rehe
2semaine maery
30 isa
2kg moyenne izy velona
Afaka tonga de mamoly ihany ko zay
Misy isa ze ilainao
Mp na 0348494291
Toerana:Jovena 67ha
Kotrika vorintsiloza tonga dia dispo izay haka.
Toerana: Itaosy, afaka mandefa faritra fa misy frais
Contact 0341933847 na 0331157235
(MPIOMPY, MPANAKOTRIKA MIV
COUVEUSE AUTOMATIQUE 12V Sady 220 V ,52 Oeufs
Izay Miatso voalohany hahazo azy + Livreson Gratuit
Ity iray ity iany no anaovatsika ity prix fanomezana ity
R
André Hery Rafaliniarivo
a day ago
Salama daholo e. poussin cou nu GEANT 25 JOURS ndray no atolotra .AMZAO andro efa manomboka mafana zao. 3 mianadahy tsarake