Tontolo Maitso Mavana
June 16
Ry namako inona no Antony tsy ahitanao vokatra rehefa mamboly ,vonona hiala @tsy fahombiazava vé ianao ?
Mba tianao vé raha mavokatra be foana ianao rehefa mamboly ?
Mba tianao vé raha mahavita tena ara tsakafo ianao @alalan fambolena izay ataonao ihany ?
Mba tianao vé raha isanandro ianao dia ihinana sakafo ara pahasalamana sady bio natoraly
Mahasoa anao ity publication ity fa manasa anao hamaky izany h@farany
Ampiasao ny rano jezika bio Nutriplant organic plus fertilizer ,aza variana @simika fa mahatra po ireny fa tsy mahatody taona
Zezika voatily iraisampirenena mahafeno ireo karazana otrikaina rehetra ilan voly ,tsy manimba tany fa mamalonaka ny tany ny fampiasana azy matetika,no sady mamerina ny tany ho lasa natiora indray
Maro ny tombotsoa azo @fampiasana azy : manatsara ny kalitao ny vokatra sy quantité vokatra
Miaro sy manamafy ny voly @hatsika hafanana ary ireo bibikely mpanimba ny voly
Manamora fitomboan voly : fakany raviny tahony ary ary voany
Mety @karazana voly rehetra ,mety @vanimpotoana rehetra ,kely no ampiasaina dia mavita betsaka ,1litre mavita 3hectara moyen ,efa omenay fiche teknika momba fampiasana azy enao rhf mividy azy
Madefa @faritra zahay manao livraison ihany koa
Afaka miatso ny laharana etsy ambany raha mahaliana anao ilay rano jezika
CONTACTE : 0332505134
« Nutriplant Bio : Engrais Organique pour des Récoltes Exceptionnelles »
