Sakafo Vita Malagasy

8 hours ago
Miarahaba harivariva ô
Ataovy dieny zao ny commande ry reto a amin’izay tsy taraiky ny livraison antsika rapitso.
Efa miara miasa Ezotra agence izahay @ izao mba tsy ho taraiky ny sakafontsika
Alefaso ao @ mp ary ny lieu de livraison exact sy ny contact tsika de tonga any ny livreur rapitso ô
LIVRAISON GRATUITE FOANA ALOA ISIKA HATRETO AN(akotran’ireo any @ périphéries)
PLAT DISPONIBLE EN PM OU GM
Infoline: 034 46 944 24
#m_food
#food_lovers
#food_is_bae

Articles recommandés