Small Farm
22 hours ago
Akoho kuroiler
Manana Famokarana roa mifangaro
Ny kuroiler dia sady mety ahazaona hena na ahazaona atody
Haingampitombo
Haingampitombo izy satria azahoana hena 2,500g ny vavy ary 4,500 ny lahy rehefa tonga 3 volana na 4 volana
Mamokatra atody
Mamokatra atody 150 isantaona eoeo ny vavy na misy lahy na tsy misy
Mahazaka toetany rehetra
Na toerana mafana na toerana mangatsiaka dia mety aminy avokoa satria tsy mora andairana aretina izy
Mila manao vaccin aradalana
Tsara tsiro ny henany
Mifanakaiky ny tsiron’akoho gasy ny henany saingy somary malefaka kokoa
Mora ompiana
Afaka mihenjy izy afaka mihidy
Tsy mifidy sakafo izy
Tsy mikotrika
Mivarotra zanany izahay
Zanany 1 andro-4 andro = 10.000 ariary
Zanany 5 andro-7 andro= 13.000 ariary
Zanany 8 andro_15 andro= 18.000 ariary
Zanany 1 volana =25.000 ariary
Misy zanany vao ho foy maro @ 13 septembre afaka manao famandriana mialoha
034 36 785 48
Antanambao talata volonondry
Akoho Kuroiler: Qualité & Production
