Izay efa naka taminay mahalala tsara ny tsirony
Efa maina sy masaka tsara
Azo anaovana karazan-tsakafo rehetra, azonao oanina amizao koa tsy maninona
Prix :32.000ar kg
0344579788
Boule disponible : 1kg
Afaka manao commande boule 500g koa ianao
« Tsiro tsara, fanomanana mora »
