Ny-Soa fromage
11 hours ago
#fromages Salama daholo indray isika rehetra oh
Resaka fromage lay raha
Ny-Soa fromage dia manana ireo karazana fromage izay itantsika amin’ny sary ary mamatsy ho antsika mpanao sakafo , manerana ny nosy
Aza misalasala manotany
NB: efa eo amin’ny sary ny prix
Mandray commande en MP na ihany ka 0348265002,
Dégustez les délices fromagers de Ny-Soa
