NONPROFIT ORGANIZATION • 1,406,169 LIKES
The Nature Conservancy
Kaly Gasy Mafilotra
August 25, 2020
Glace à la Mangue
Efa manomboka mafana ny andro …
Zavatra ilaina ( olona 6)
4 manga masaka,
20 cl crème fraîche,
1/2 tasse siramamy,
2 c. à soupe hodina citron râpé
10 cl lait concentré sucré,
1 tsongo sira
FIKARAKARANA
1. Voasana ny manga. Tetehina ny nofony ary potserina aminy fourchette avy eo.
2. Kapohina mba ho chantilly ny crème fraiche.
3. Anaty saladier afangaro ny purée manga, hodina citron rapé, lait concentré sucré ary ny sira. Alefa ao ny chantilly.
4. Atao anaty congelateur farafahakeliny 6 heures.
« Glace à la Mangue : La gourmandise estivale »
