Tsy votery entina amin’ny mpanjaitra intsony izany fa mahavita tsara lavitra mihotra izany ity :
AUTOCOLLANT EN SIMILLI CUIR
ity
Afaka andrakofana irony fitaovana vita amin’ny cuir irony(akanjo ,seza,etc )
Ianao ihany no mametaka azy fa tsy mila olon-kafa intsony
Apetakao amin’ireo faritra misy fahasimbana na rovitra dia miverina indray ho tahakan’ny vaovao izany
Longueur 3m x Largeur 45cm
Mateza sy mafy tsara ary tsy mora miendaka
#Contact:034 73 942 38
FREE
· ANTANANARIVO
Manana salon ,seza fiara ,seza moto,blouson cuir ,kiraro ,poketra,sac vita amin’ny cuir misy fahasim
Message
