Sakafo Vita Malagasy

Hanao fizarana BOKY PDF fanamboarana PATY GASY amin’ny teny gasy aho
Izay ahitanao ny:
Fomba fampiasana ny machine a pâte
Ireo dingana fanamboarana pâte gasy
Ny karazanaa paty gasy sy ny lokona paty
Fomba fitehirizana paty ao antrano
Fomba ahazahoana paty mavesa-danja sy mitombo
Fomba fanamboarana VAN TAN sy PATE LASAGNE
Tsy amidy fa izay FOY
Alefaso Mp ny hoe « PATY GASY » raha liana ianao. Tonga de MP fa tsy commentaire

Articles recommandés

Vilany induction – Soupier, Simple ou Double

« Défi culinaire : bolognaise ou carbonara ? »