Sakafo Vita Malagasy

15 hours ago
Poulpe sauce
Rehefa voadio tsara ny orita dia nandrahoana t@ cocotte minute 20 mn, tsy ariana izay ambina rano nandrahona azy tao fa ilaina anaovana sauce, tetehina araka izay tiana dia manao sauce, dia nampiako poivron kely teto, dia tapohina an’ilay rano avy nandrahoana azy, dia nasiana maïzena kely mba ahazo sauce somary marihitra
Mazotoa dia bon week-end

Articles recommandés