38m
Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy Soa Kaly
!Indro zaraiko am-pitiavana ny fanamboarana an’ireny panini ireny.
Ireto avy ary ny akora ilaintsika
Ho an’ilay pain à panini :
500 g farine type 55
11g ou 1càs de levure boulangère
1càs siramamy
2càs menaka
1càc sira
300 ml rano matimaty
Garnitures :
250 g blanc de poulet notetehana en dés +épices+condiments izay tiantsika.Somary marinena kely zay vao endasina
Sauce fromagère :
200ml de crème liquide+4 portions fromage fondu .Ataingina eo ambony afo dia rehefa marihatra dia esorina eo ambony afo .
Fomba fikarakarana azy :
Manao test de levin isika izany hoe rano matimaty+levure+siramamy.Avela eo @ 10 mn ary tokony androatra kely izy
Maka bol anankiray dia tamisena ao ny lafarina . Arotsaka ao ny sira sy ny menaka.Ary arotsaka tsikelikely ao @ izay ilay rano nandevonana ilay levure.
Saromana @ torchon madio tsara ny pâte dia avela hitombo mandritra ny 1h eo .
Vita ilay pause dia omena totondry kely ny pâte mba hivoaka ny gaz .Dia kaofina @ grattoir ny pâte ary ampiana vovoka lafarina kely ny plan de travail dia apetraka eo ny pâte ary omena forme lava² dia avy eo tapatapahana @ cutter na @ antsy.
Ampiana papier sulfurisé na hosorana menaka @ pinceau ny plaque dia apetraka eo ambonin’ilay mofontsika ary avela hitombo eo @ 40 mn ary saromana @ torchon mba tsy ho maina.
Afanaina ny lafaoro dia zay vao andrahoina 15 mn à 180° ny mofontsika.Tokony ho fotsy² ny lokony rehefa vita.
Silahana ny pain à panini antsika asiana sauce fromagère kely dia asiana ilay akoho eo amboniny.Dia rarahana sauce fromagère ndray dia asiana fromage râpé.Dia vita zay dia ampandalovina grill à 5 mn dia vita ny panini antsika.Afaka ampiana mayonnaise+ketchup+sauce chili (izay tiantsika)
Mazotoa homana daholo
!Dia aza adino ny mi-j’aime sy manaraka ny pejy ary mizara ny recette @ hafa
#paninisandwich #panini #deliciousfood #yummyfood
Recette Panini Poulet : Facile et Délicieuse
