5 hours ago
Verre a jetter à glace .
Verre fanaovana anle glace au chocolat ,mivoaka be ny endriny @ ilay izy marron avy hatrany dia tsiro choco
, miam avy hatrany vao mahita azy.
Mafy kely izy io afaka mbola averina ampiasaina miverimberina
Mafana zao ny andro projet tena rentable be ny glace.
Fa izao a
Raha mividy an’io verre à glace io ato @ nay dia omenay recette glace au chocolat
tena ahazahoana tombony sady @ le tena tsara tsiro tsy ambaka @ ny hafa.
Sahia manomboka @ kely indrindra ary ataovy izao ankehitrio izao raha azo atao.
NB : Mbola omenay cadeaux tige a glace iany koa a
#Mana #Soa
Mandefa izahay na any @ faritra aza
032 71 213 11
Verre à Glace : Réussite assurée avec recette cadeau
