Matsiro be ilay izy mahazo an’ilay sakay be tsy masika io, misy sikany kely iany moa zany ilay izy fa tena manampy tsiro be .
Ampidirina four 15min à 190° aloha

Matsiro be ilay izy mahazo an’ilay sakay be tsy masika io, misy sikany kely iany moa zany ilay izy fa tena manampy tsiro be .
Ampidirina four 15min à 190° aloha
Gambas farcies.
Boissons à volonté, misy cocktails maro karazany sy whisky ary la bière.
Refa nonanona tsara iny vao miroso @ny vary be sy loux ary voanjobory.
Bon week-end d
Bon week-end daholo tsika ato ô.
Kabaro sy rambon’omby
Lasary karoty
Crepine.
Mba week-end ny andro dia atao izay mety.
– Voanjo bory sy hena kisoa ary sosisy fumée.
– Langue sy petits pois.