» Filets de thon + lait de coco et curry »
Bon Mardi.

» Filets de thon + lait de coco et curry »
Bon Mardi.
» Akoho rony miaraka amin’ ny anamalao sy sakamalao »
Mazoto ary…
»
( Fait maison )
Tsy mety leo azy ity…
Sakafo alohan’ ny hiasa…
» Tacos + Frites
ary sauce Algérienne »
Bonne soirée.
» vary sosoa »
Inona no tianao ampiarahina aminy ???
Perso : kitoza mendimendy tsara
Bon vendredi.
Inona no tianao afangaro aminy ???
Perso : Petits pois
* Lasary carottes + voatabia ary salade
* Vary gasy
* Ranonam- pango sy ny sakay tsy adino
Mazoto ary…
» Lelan’ omby » no sopapa anio
Inona no tsara atao fangarony ???
Bonne journée…
» Lelan’ omby sy Petits pois »
( Matsiro erỳ
)
Iza koa no tia azy ???
* Lasary carottes+ voatabia ary salade
* Vary gasy
* Rononam- pango tsy adino sy sakay
Manasa ary…
Bonne soirée !!!