( Sy sakamalao, na miaraka amin ny angivy sy anamalaho)
Sery vitan ny Ron Akoho gasy (sy anamalaho )ve dia amonona vatotr’akoho e!..
Natoraly
Tsy misy akora

Sa izy 2 mihintsy ?
an!..
Ankadidramamy, tsena Ary
Shop Liantsoa Tanjombato
Any Imerintsiatosika, mandritry ny fitokana ny tsena
Eo Anosy, ao amin ny CFM,
Ny en ligne misy h
vazivazy zany an!)
Mine sao sy lasopy TENA MISY AKOHO SY OMBY…
TSY HO ELA, …KELY SISA…
Chili sauces tsy tapa-kevitra sa ketchup môlamôla!
!…
Spaghetti + boulettes+ Sauce tomates concentrée dia vita..
Rehefa mendy ny boulettes dia asiana 1 sotro amin ny sauce tomate concentrée dia asiana rano
Misy tsiro 3 izy: chili sauce Fy nature sy ny chili sauce fy citron ary ny chili sauce fy tamarin citron.
Manome fanomezana manokana izahay ho an ireo mpanjara
Asina Vinaigres Fy kely ilay rano ampangotrahana azy!
Tena misy poulet
Sady double no efa misy fangarony
Ron Akoho gasy en Boite, efa vonona
TENA RON AKOHO GASY
Mampody aina…
Tsy hoe ela…amin ny Herinandro