Tous les articles par dans Tsena Gasy Madis

Raikitra indray ny ANDRAN-TSIRO sy FIZARANA FANOMEZANA Mahazo Gel Douche MANDINA Shop Liantsoa Ankadikely Shop Liantsoa Ambohimanarina Shop Liantsoa Ampandrana Shop Liantsoa Anosizato Shop Liantsoa Avaradoha 20 hatramin ny 24 Mars

Raikitra indray ny ANDRAN-TSIRO sy FIZARANA FANOMEZANA
Mahazo Gel Douche MANDINA
Shop Liantsoa Ankadikely
Shop Liantsoa Ambohimanarina
Shop Liantsoa Ampandrana
Shop Liantsoa Anosizato
Shop Liantsoa Avaradoha
20 hatramin ny 24 Mars

Ity ary ilay fomba fikarakarana azy ho anareo mitady o! Akora ilaina: Totom-boanjo an i Mad Madis Tsena Gasye Madis Tsena Gasysy ( mamy masira, afaka ampiasaina ihnay koa ilay épicé) fa ny tena tsara dia ilay efa misy côco Tongolo oignon Voatabia Fik

Ity ary ilay fomba fikarakarana azy ho anareo mitady o!
Akora ilaina:
Totom-boanjo an i Mad
Madis Tsena Gasye
Madis Tsena Gasysy ( mamy masira, afaka ampiasaina ihnay koa ilay épicé) fa ny tena tsara dia ilay efa misy côco
Tongolo oignon
Voatabia
Fikarakarana azy.
Rehefa voatetika madinika ny tongolo sy voatabia,
Dia edasina amin menana kely ( tsy atao be satria hitera-menaka ilay voanjo miaro coco avy eo.
Potserina tsara mba halemy..
Arotsaka ny totom-boanjo miaro côco ( na raha tsy tianao dia atao an ilay masira sy mamy ihany ka atsasaky ny fatran ny masira ny mamy. Ohatra 2 sotro masira dia 1 sotro mamy)
Tapohina rano ( na lait de coco, na rony…)
Atao malemy ny afo
Arohina tsara dia vita …
Raha hanao commande dia afaka miantso
038 68 086 92
Misafidy tsiro ianao
Mandeha bocal 250 ml / 500ml / 1 litres
Azo tahirizina eo amin ny 3 andro eo..

Ho an ny VEHIVAVY ihany ( Ho fankalazana ny 8 mars dia manana tolotra manokana ho antsika vehivavy izahay. Ka ireo Vehivavy ( ) manjifa sauces 2 dia mahazo sauce 1 kadoa IZAY TIANY, na ISAN ANDRO aza ! Ireto avy ny sauce azontsika isafidianana. – sauc

Ho an ny VEHIVAVY ihany (
Ho fankalazana ny 8 mars dia manana tolotra manokana ho antsika vehivavy izahay.
Ka ireo Vehivavy (
) manjifa sauces 2 dia mahazo sauce 1 kadoa IZAY TIANY, na ISAN ANDRO aza !
Ireto avy ny sauce azontsika isafidianana.
– sauce à laquer
– sauce mine sao
– ktono
– sauce tacos
– sauce burger
– sauce steak
– sauce lamatra
– sauce pommes frites
Tolotra manakery hatramin ny 8 mars 2024.
Natokana ho an ny vehivavy ihany !
038 68 086 92