Ho an ny VEHIVAVY ihany ( Ho fankalazana ny 8 mars dia manana tolotra manokana ho antsika vehivavy izahay. Ka ireo Vehivavy ( ) manjifa sauces 2 dia mahazo sauce 1 kadoa IZAY TIANY, na ISAN ANDRO aza ! Ireto avy ny sauce azontsika isafidianana. – sauc

Ho an ny VEHIVAVY ihany (
Ho fankalazana ny 8 mars dia manana tolotra manokana ho antsika vehivavy izahay.
Ka ireo Vehivavy (
) manjifa sauces 2 dia mahazo sauce 1 kadoa IZAY TIANY, na ISAN ANDRO aza !
Ireto avy ny sauce azontsika isafidianana.
– sauce à laquer
– sauce mine sao
– ktono
– sauce tacos
– sauce burger
– sauce steak
– sauce lamatra
– sauce pommes frites
Tolotra manakery hatramin ny 8 mars 2024.
Natokana ho an ny vehivavy ihany !
038 68 086 92

SY GÂTEAU IHANY ALOHA HATRETO NO TSY HOANINA MIARAKA AMIN NY SAKAY! Ny anay arakaraky ny sakafo ny sakay ampiasaina. Rehefa trondro dia ilay makirana Rehefa nem , sambos salade dia tonga dia ilay Mandoro Rehefa lasopy dia pilo Rehefa brochette dia Manj

SY
GÂTEAU IHANY ALOHA HATRETO NO TSY HOANINA MIARAKA AMIN NY SAKAY!
Ny anay arakaraky ny sakafo ny sakay ampiasaina.
Rehefa trondro dia ilay makirana
Rehefa nem , sambos salade dia tonga dia ilay Mandoro
Rehefa lasopy dia pilo
Rehefa brochette dia Manjakely, ilay sady misy voanjo!
Ny jus sy ny gateau ihany aloha hatreto no tsy hoanina amin ny sakay ny anay …

Madis Tsena Gasy! Alefanay arakaraky ny mampety azy eto izany!.hoezaka ny hanakaiky antsika hatrany izahay!.. Fa dia isaoranay eram-po , eran-tsaina ianareo maro be mpanjifa sy ireo mbola hanjifa ny vokatra malagasy!..

Madis
Tsena Gasy!
Alefanay arakaraky ny mampety azy eto izany!.hoezaka ny hanakaiky antsika hatrany izahay!..
Fa dia isaoranay eram-po , eran-tsaina ianareo maro be mpanjifa sy ireo mbola hanjifa ny vokatra malagasy!..

LIVRAISON GRATUITE Ko satria maro be ianareo no tsy nahatratra teny amin ny toeram-pivarotana an ity mine sao MAnDam, ilay misy Akoho tena Akoho dia LIVRAISON GRATUITE ( en ville) rehefa mividy pate ManDam 3! Na ManDam 1 dia vokatra hafa… Izay c

LIVRAISON GRATUITE
Ko satria maro be ianareo no tsy nahatratra teny amin ny toeram-pivarotana an ity mine sao MAnDam, ilay misy Akoho tena Akoho dia
LIVRAISON GRATUITE ( en ville) rehefa mividy pate ManDam 3!
Na ManDam 1 dia vokatra hafa…
Izay commande voaray hatramin ny rapitso ,14 Février !
033 07 707 07 – 038 68 086 92

Lomana amin ny rano mangatsiaka mandritry ny 5 minitra eo ny Tongolo oignon mialohan ny hamaosana azy! … Fa fantaro ihany koa anefa fa manadio ny maso sy manala sery sy gripa ny iny entona avy amin ny tongolo iny! … Ka na ianao misafidy ny ho be lel

Lomana amin ny rano mangatsiaka mandritry ny 5 minitra eo ny Tongolo
oignon mialohan ny hamaosana azy! …
Fa fantaro ihany koa anefa fa manadio ny maso sy manala sery sy gripa ny iny entona avy amin ny tongolo iny! …
Ka na ianao misafidy ny ho be lelo na hisafidy ny be koretaka! ..
Mirary soa hatrany e!