Ity ary ilay fomba fikarakarana azy ho anareo mitady o! Akora ilaina: Totom-boanjo an i Mad Madis Tsena Gasye Madis Tsena Gasysy ( mamy masira, afaka ampiasaina ihnay koa ilay épicé) fa ny tena tsara dia ilay efa misy côco Tongolo oignon Voatabia Fik

Ity ary ilay fomba fikarakarana azy ho anareo mitady o!
Akora ilaina:
Totom-boanjo an i Mad
Madis Tsena Gasye
Madis Tsena Gasysy ( mamy masira, afaka ampiasaina ihnay koa ilay épicé) fa ny tena tsara dia ilay efa misy côco
Tongolo oignon
Voatabia
Fikarakarana azy.
Rehefa voatetika madinika ny tongolo sy voatabia,
Dia edasina amin menana kely ( tsy atao be satria hitera-menaka ilay voanjo miaro coco avy eo.
Potserina tsara mba halemy..
Arotsaka ny totom-boanjo miaro côco ( na raha tsy tianao dia atao an ilay masira sy mamy ihany ka atsasaky ny fatran ny masira ny mamy. Ohatra 2 sotro masira dia 1 sotro mamy)
Tapohina rano ( na lait de coco, na rony…)
Atao malemy ny afo
Arohina tsara dia vita …
Raha hanao commande dia afaka miantso
038 68 086 92
Misafidy tsiro ianao
Mandeha bocal 250 ml / 500ml / 1 litres
Azo tahirizina eo amin ny 3 andro eo..

Tsena Gasy Madis

Les commentaires sont fermés.