Dinety
2 days ago
LASOPY LÉGUMES MIARAKA AMINA ATODY SY HENA BAOLINA
Izay no ho arosoko anao anao
Ireto ary no nilaina teto :
Légumes fatao lasopy 2000 Aria

Fantatrao ve fa ireny vôtabia hitanao eny an-tsena ireny dia misy karazany maro ? Ireto misy vitsivitsy mba fantatro. Iza koa no hainao nefa tsy voateniko ato ? #dinety #votabia #tomatoes #foodhighlight
Fantatrao ve fa ireny vôtabia hitanao eny an-tsena ireny dia misy karazany maro ?
Ireto misy vitsivitsy mba fantatro.
Iza koa no hainao nefa tsy voateniko ato