Rappel des prix :
Pilokely : 4000 Ariary
Gingembre : 3500 Ariary
Ail : 4000 Ariary
Un goût authentique 100% pur
Commande en message privé de Passion PatiS’sS’

Rappel des prix :
Pilokely : 4000 Ariary
Gingembre : 3500 Ariary
Ail : 4000 Ariary
Un goût authentique 100% pur
Commande en message privé de Passion PatiS’sS’
Inona avy moa ilay afaka jifaina ato aminay ?
Sakay pilokely vovony : 4000 Ariary
Sakamalaho vovony : 3500 Ariary
Tongolo gasy vovony : 4000 Ariary
Koa iza ami
Iza avy ilay olona tia masiaka ato? Iza avy ilay tia mikarakara sakafo épicé iny foana ? Iza koa no mamorona pâtisserie miaraka amin’ny karazana épice masisiaka
Passion PatiS’s
Salamaaaaa ehh
Voalohany nanao mofo tato antrano
. Tsy nitovy tamin’ilay noeritreretina
Tena mila technique tokoa ny fanaovana ny resaka boul
ALERTE PROMOTION
Vokatra Malagasy ry zareo ah, SAKAY PILOKELY VOVONY
masiaka loatraaaaa oah
Message privé ho an’ireo izay hanjifa
Passion PatiS’s
Kitchen/c
Fizarana recette glace fait maison indray no atolotro anareo
Passion PatiS’s
Salama daholo
Fizarana kely amin’izao efa alina be izao
Tena mafana tokoa ry zare