Iza avy ilay olona tia masiaka ato? Iza avy ilay tia mikarakara sakafo épicé iny foana ? Iza koa no mamorona pâtisserie miaraka amin’ny karazana épice masisiaka ? Ato aminay misy karazana épices 2 : Sakay pilokely vovony : 4.000 Ariary Sakamalaho vov

Iza avy ilay olona tia masiaka ato? Iza avy ilay tia mikarakara sakafo épicé iny foana ? Iza koa no mamorona pâtisserie miaraka amin’ny karazana épice masisiaka ?
Ato aminay misy karazana épices 2 :
Sakay pilokely vovony : 4.000 Ariary
Sakamalaho vovony : 3.500 Ariary
Ka tongava ary manjifa ato aminay
Commande directement en message privé
Livraison seulement à Antananarivo

Passion PatiS’s

Les commentaires sont fermés.