Voly Hazo Fihinam-boa
misy efa nahita orange toa ity ve nareo???
Orange sanguin
no anarany mamy tsara fa ny tena mampiavaka azy dia mena toa izao ny ao anatin

Voly Hazo Fihinam-boa
misy efa nahita orange toa ity ve nareo???
Orange sanguin
no anarany mamy tsara fa ny tena mampiavaka azy dia mena toa izao ny ao anatin
Voly hazo Fihinam-boa
karazana zanakazo fihinam-boa maro sady efa tsara
Aiza daholo isika miandry orana vao hamboly fa tonga ny fotoana??
Tongava mp raha mila p
Voly hazo Fihinam-boa
karazana zanakazo fihinam-boa maro sady efa tsara
Aiza daholo isika miandry orana vao hamboly fa tonga ny fotoana??
Tongava mp raha mila p
Alerte
Ho anao tena hamboly hoy aho ity an
Omeko 7 000 Ar /pied amin’ity voaloboka ity
,misy efa mamelana kely ny sasany
Manao livraison /mandefa min’ny fa
Voly hazo Fihinam-boa
Miarahaba ooo
kaky greffe fon’omby
Ilay kaky be nofony ,tsy misy voany ao anatiny,mamy atramin’ny farany fa tsy misy maisatra nakely az
Voly hazo Fihinam-boa
Miarahaba ooo
kaky greffe fon’omby
Ilay kaky be nofony ,tsy misy voany ao anatiny,mamy atramin’ny farany fa tsy misy maisatra nakely az
zanaka citron meyer efa mamelana
Ilay citron 4 saison ty an
Voly hazo Fihinam-boa
Eeeeehhhhh ooooohhhh ,aiza daholo oo
Ndao amin’zay wa hamboly fa efa fotoana izao ,
Mbola misy zanakazo maro isan-karazany ato an
Afaka is
Voly hazo Fihinam-boa
Ireto daholo ny karazana paiso anananay
Zanany mo eto no amidy
:
-Paiso nectarine jaune
-Paiso nectarine blanche
-Paiso claimbourg
-P
Voly hazo Fihinam-boa
salama arivariva o!
Triple greffe faraparany ity :
-Paiso brizital
-Paiso fon’omby
-Paiso methley
alefa 60 000 Ar ho an’izay haka az