Voly hazo Fihinam-boa Eeeeehhhhh ooooohhhh ,aiza daholo oo Ndao amin’zay wa hamboly fa efa fotoana izao , Mbola misy zanakazo maro isan-karazany ato an Afaka isafidianana tsara na ho atao amin’ny pot vonikazo na amin’ny tany Sady asiantsika kadoa izay mi

Voly hazo Fihinam-boa
Eeeeehhhhh ooooohhhh ,aiza daholo oo
Ndao amin’zay wa hamboly fa efa fotoana izao ,
Mbola misy zanakazo maro isan-karazany ato an
Afaka isafidianana tsara na ho atao amin’ny pot vonikazo na amin’ny tany
Sady asiantsika kadoa izay mividy zanakazo mihoatra ny 10 isa amin’ity herinandro ity
Eny waaa omena kadoa
Manao livraison zahay/mandefa amin’ny faritra
Midira mp azafafy ilay mila prix an’izy rehetra

Voly hazo Fihinam-boa Ireto daholo ny karazana paiso anananay Zanany mo eto no amidy : -Paiso nectarine jaune -Paiso nectarine blanche -Paiso claimbourg -Paiso methley -Paiso petakorina -Paiso brizital -Paiso Abricots -Paiso fon’omby – Paiso ra-

Voly hazo Fihinam-boa
Ireto daholo ny karazana paiso anananay
Zanany mo eto no amidy
:
-Paiso nectarine jaune
-Paiso nectarine blanche
-Paiso claimbourg
-Paiso methley
-Paiso petakorina
-Paiso brizital
-Paiso Abricots
-Paiso fon’omby
– Paiso ra-kena
araho ny sary fa ao amin’ny commentaire isaky ny sary ny anarany
Manao livraison zahay /mandefa amin’ny faritra
15 000 Ar /pied ny zanany ampianarinay ny fambolena sy fikarakarana

Voly hazo Fihinam-boa zanaka kaky fon’omby greffe Efa tena mitsiry tsara izy izao an Ampianarinay anao ny fambolena sy fikarakarana 15 000 Ar ny zanany /manao livraison /mandefa amin’ny faritra ihany koa Jereo atramin’ny farany ny sary raha ijery ila

Voly hazo Fihinam-boa
zanaka kaky fon’omby greffe
Efa tena mitsiry tsara izy izao an
Ampianarinay anao ny fambolena sy fikarakarana
15 000 Ar ny zanany /manao livraison /mandefa amin’ny faritra ihany koa
Jereo atramin’ny farany ny sary raha ijery ilay voany