Ireo ny #1000Ar aty eee.
Natao mizaka tena tsy nisy fangarony izy teto fa tonga dia menaka sy tongolo gasy.
Hum…nasiana sakay
Nahandro Gasy Tsara
#ndao_hiza

Ireo ny #1000Ar aty eee.
Natao mizaka tena tsy nisy fangarony izy teto fa tonga dia menaka sy tongolo gasy.
Hum…nasiana sakay
Nahandro Gasy Tsara
#ndao_hiza
#brochettes
Nahandro Gasy Tsara
Izany hono: marina ve izany!?
Nahandro Gasy Tsara
sary indrana
Nahandro Gasy Tsara
Atao ahoana no hitiavanareo azy !?
Nahandro Gasy Tsara
#ndao_hizara
#Cervelle_de_boeuf
Atao ahoana ny fikarakaranareo azy itony!?
Nahandro Gasy Tsara
#ndao_hizara
Nahandro Gasy Tsara
Misy ihany koa ianareo ety Madagasikara mandefa na mitondra voandalana #laoka_nahandro_gasy ho any ivelany.
Efa maromaro ihany izay #commande azonay teto amin’n
Mankasitraka hatrany an’ireo nanjifa.
Nahandro Gasy Tsara