Ho finaritra atrany anie ity volana Desambra ity
Restaurant Dragon Royal dia tsy manadino ireo teraka ity volana Desambra ity
Ka manolotra lalao ho anareo izaha

Ho finaritra atrany anie ity volana Desambra ity
Restaurant Dragon Royal dia tsy manadino ireo teraka ity volana Desambra ity
Ka manolotra lalao ho anareo izaha
Miaraka amin’ny RESTAURANT DRAGON ROYAL tsy mila misahirana izany
Mandefa afatra miafina na miantso ianao dia ho tonga eny aminao ny sakafo mafilotra
sady tsy
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anareo indray izahay eto amin’ny Dragon Royal
Manasa anao izahay mba hanandrana ireo sakafo mafilotra be ireto
-Panée
–
Ummm noana eee
Avia ary maka tsirony amin’ireto sakafo mafilotra be ireto
Manonofy fotsiny aaah
fa afaka tonga dia makaty Ambodivona na Ivato enao mihinana azy
Ianareo ve mba tia BOL RENVERSÉ
Tsiro anie zany eeeh!
Bol renversé sady tsara tsiro no tsara endrika
milelamolotra mihintsy enao raha mihinana azy
Ummmmh
Ka
Gagnants 10 premiers commentaires
Taggueo raha fantatrareo sao tsy hitan’ilay tsara vintana
Ny restaurant DRAGON ROYAL AMBODIVONA sy IVATO dia misokatra rahampitso 16 Novambra
Amin’ny 9 ora maraina hatramin’ny 8 ora sasany alina
Ny livraison ihany ko
Mine sao sa soupe
Iza ilay tena ankafizinao
TSIRO ANIE ZANY EEE
DRAGON ROYAL DIA MIEZAKA MANOME NY TSARA HO ANAO HATRANY
Restaurant DRAGON ROYAL
Raha mila fa
Mazotoa homana daholo izay efa misakafo dia raha mbola tsy tapaka ny aleha androany, aza adino fa misokatra ny Dragon Royal AMBODIVONA sy IVATO ary DRAGON KINGA
MISOKATRA IZAHAY NY ALAROBIA 1er NOVEMBRE AVY IZAO
Amin’ny 10 ora maraina hatramin’ny 10 ora alina
Ny toerana misy anay ?
1er étage ANJARA HOTEL AMBODIVONA