Ity ilay nandrasana ‘Ndao indray hilalao miaraka aminay sao dia ianao no hibata ny amboara Ireto ny fitsim-daolaontsika : valio ao amin’ny commentaire ny fanontanina manaraka izao : « firy ny Karazany desserts misy ato aminny dragon royal ? » Zarao ami

Ity ilay nandrasana
‘Ndao indray hilalao miaraka aminay sao dia ianao no hibata ny amboara
Ireto ny fitsim-daolaontsika :
valio ao amin’ny commentaire ny fanontanina manaraka izao : « firy ny
Karazany desserts misy ato aminny dragon royal ? »
Zarao amin’ny compte-nao ity publication ity ary asio hashtags #DragonRoyal #dessert
Olona iray manome valiny marina sy mahafeno ny fitsim-daolao no ho sarihana ary ahazo fanomezana avy aty aminay
Ny Farany fandraisana anjara dia ny 31
May 2024 ary ny valin-dalao kosa dia mivoka eto amin’ny pejy aorinan’izay