Santionany @ offre androany
Miandry anareo izahay aty @ Puzzle Ankadifotsy
Go go go
Livraison : 034.33.323.38 na MP

Santionany @ offre androany
Miandry anareo izahay aty @ Puzzle Ankadifotsy
Go go go
Livraison : 034.33.323.38 na MP
NDAO AMZAY EFAINA ILAY TROSA EE
EFA HANDRAY KARAMA DIA MBOLA HODINA FANINA IHANY LAY TROSAN’OLONA
Aty @ Puzzle izao misy an’ito offre ito androany
TROSA – 10
VAOVAO KELY
Noho ny antony tsy miankina aminay dia tsy maintsy hikatona ny Puzzle Isoraka
Mitady toerana vaovao kosa izahay ho an’ireo izay mahita
Tongava MP
NDAO AMZAY EFAINA ILAY TROSA EE
EFA HANDRAY KARAMA DIA MBOLA HODINA FANINA IHANY LAY TROSAN’OLONA
Aty @ Puzzle izao misy an’ito offre ito androany
TROSA – 10
Misy ihany koa anie ny offre efa ao anaty menu ee
Ahoana izao fahitanareo an’ito CELIBAT ito ?
Betsaka no efa afa-po
CELIBAT ~ 20.000 Ar
Pizza
Mexican taco
B
Ndao daholo ary eeee
Betsaka ny offre nandalo fa KALAKY ihanh nenay eee
Betsaka tokoa nareo no tena tsy miala @ ito offre iray ito
Misy isak’hernandro dia tsy maintsy mi-KALAKY k
Mbola mitohy ve ny DIZINA ? Eny tompoko
Rahampitso ny farany
ZAY VAO NISY OFFRE HOE TENA AMAN’ARIVONY NAREO NO NANGATAKA HOE … TOHIZO
NANEHO NY SAFIDINAREO TOKOA NAREO
ARY EFA MARO NO AFA-PO
Ka mba ho fanomezana fahaf
Fantatrao ve ? Androany sisa anie no mahazo dizina farany e
Ka raha te ho dizi-dizina ianao dia manasa anao izahay ho avy aty aminay
10.000 Ar monja dia mahaz